FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 21:5-7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Efa 100 taona i Abrahama rehefa teraka i Isaka zanany. 6 Dia hoy i Saraha: “Nataon’Andriamanitra nihomehy aho, ka hiara-mihomehy amiko* izay rehetra maheno an’izany.” 7 Hoy koa izy: “Iza moa no nanampo fa hisy hiteny amin’i Abrahama hoe: ‘Hitaiza zaza i Saraha’? Nitera-dahy taminy ihany anefa aho, amin’izao izy efa antitra izao.”

  • Lioka 2:29, 30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “Ry Tompo Fara Tampony ô, avelanao handeha amim-piadanana+ amin’izay ny mpanomponao, araka ny efa nolazainao. 30 Efa hitan’ny masoko mantsy ny fomba hitondranao famonjena,+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara