FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 1:47, 48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Tonga niarahaba an’i Davida Mpanjaka tompontsika koa ireo mpanompon’ny mpanjaka. Niteny izy ireo hoe: ‘Hataon’ny Andriamanitrao malaza kokoa noho ny anaranao anie ny anaran’i Solomona! Ary hataony be voninahitra kokoa noho ny seza fiandriananao anie ny seza fiandrianan’i Solomona!’ Dia niankohoka teo am-pandriana ny mpanjaka. 48 Ary izao no nolazain’ny mpanjaka: ‘Hoderaina anie i Jehovah Andriamanitry ny Israely, fa nanome olona hipetraka eo amin’ny seza fiandrianako izy androany, sady navelany hahita an’izany ny masoko!’”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara