Genesisy 34:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary zatra niarakaraka tamin’ny* tovovavy tompon-tany+ i Dina zanakavavin’i Jakoba sy Lea.+ 2 Rehefa nahita azy i Sekema, zanakalahin’i Hamora Hivita,+ mpiadidy tao amin’ilay tany, dia naka azy ka nanolana azy.
34 Ary zatra niarakaraka tamin’ny* tovovavy tompon-tany+ i Dina zanakavavin’i Jakoba sy Lea.+ 2 Rehefa nahita azy i Sekema, zanakalahin’i Hamora Hivita,+ mpiadidy tao amin’ilay tany, dia naka azy ka nanolana azy.