-
Ohabolana 10:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Amin’ny tsisy saina, dia toy ny kilalao ny fitondran-tena mahamenatra,
Fa natao ho an’ny olona mahay mandinika kosa ny fahendrena.+
-
-
Ohabolana 30:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Izao no fanaon’ny vehivavy mpanitsakitsa-bady:
Mihinana izy dia mamafa vava,
Ary miteny izy avy eo hoe: “Tsy nanao ratsy mihitsy aho!”+
-