-
Jeremia 15:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Dia hoy i Jehovah: “Tena hanampy anao aho.
Hifampiraharaha amin’ny fahavalo tokoa aho mba ho voaro ianao,
Amin’ny fotoanan’ny loza sy amin’ny fotoana mahory.
-