-
Matio 12:34, 35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Ry taranaky ny bibilava misy poizina,+ ahoana moa no ahaizanareo milaza zavatra tsara nefa ianareo aza ratsy fanahy? Fa izay mameno ny fon’ny olona no lazain’ny vavany.+ 35 Ny olona tsara dia mamoaka an’izay zavatra tsara tehiriziny ao am-pony. Ny ratsy fanahy kosa mamoaka an’izay zavatra ratsy tehiriziny ao am-pony.+
-