-
Ohabolana 9:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Manala baraka ny tenany izay manitsy ny mpanesoeso.+
Ary hahita loza izay mananatra ny ratsy fanahy.
-
-
Jaona 3:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Fa izay zatra manao ratsy dia mankahala ny mazava sady tsy manatona ny mazava, sao hibaribary ny ataony.
-
-
Jaona 7:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Tsy misy antony ankahalan’izao tontolo izao anareo. Izaho anefa halany, satria manaporofo hoe ratsy ny ataony.+
-