-
2 Tantara 18:6, 7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ary hoy i Josafata: “Tsy misy mpaminanin’i Jehovah moa eto?+ Aleo koa izy asaintsika manontany.”+ 7 Dia hoy ny mpanjakan’ny Israely tamin’i Josafata: “Mbola misy lehilahy iray+ izay any azontsika asaina manontany an’i Jehovah. I Mikaia zanak’i Jimla! Halako anefa izy satria tsy mba maminany zavatra tsara momba ahy mihitsy fa zava-dratsy foana.”+ Hoy anefa i Josafata: “Aza dia miteny hoatr’izany, ry mpanjaka ô!”
-