Salamo 34:15, 16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 138:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Na avo aza i Jehovah, dia mijery an’izay manetry tena,+Fa izay manambony tena kosa halaviriny.*+ Salamo 145:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Manome fahafaham-po ny fanirian’izay matahotra azy izy;+Henoiny izy ireo rehefa miantso vonjy, ka vonjeny.+ Jaona 9:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Fantatsika fa tsy mihaino ny mpanota Andriamanitra,+ fa izay matahotra azy sy manao ny sitrapony kosa no henoiny.+
19 Manome fahafaham-po ny fanirian’izay matahotra azy izy;+Henoiny izy ireo rehefa miantso vonjy, ka vonjeny.+
31 Fantatsika fa tsy mihaino ny mpanota Andriamanitra,+ fa izay matahotra azy sy manao ny sitrapony kosa no henoiny.+