Ohabolana 18:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ho lavo izay manambony tena,+Ary hahazo voninahitra izay manetry tena.+ Jakoba 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Manetre tena eo anatrehan’i Jehovah,*+ dia hanandratra anareo+ izy.