1 Samoela 16:6, 7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Ohabolana 24:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Raha hoy anefa ianao: “Tsy fantatray izany”, Dia tsy ho fantatr’Ilay mandinika ny fo* ve ny eritreritrao?+ Ho fantatr’Ilay mandinika tsara anao izany,Ka hovaliany araka ny nataony avy ny olona tsirairay.+
12 Raha hoy anefa ianao: “Tsy fantatray izany”, Dia tsy ho fantatr’Ilay mandinika ny fo* ve ny eritreritrao?+ Ho fantatr’Ilay mandinika tsara anao izany,Ka hovaliany araka ny nataony avy ny olona tsirairay.+