Ohabolana 6:16, 17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Ohabolana 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mankahala ny ratsy izay matahotra an’i Jehovah.+ Halako ny manambony tena, ny mirehareha,+ ny manao ratsy, ary ny mandaingalainga.+ Ohabolana 21:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny maso mianjonanjona* sy ny fo mirehareha no jiro manazava ny ratsy fanahy,Ary fahotana daholo izany.+
13 Mankahala ny ratsy izay matahotra an’i Jehovah.+ Halako ny manambony tena, ny mirehareha,+ ny manao ratsy, ary ny mandaingalainga.+
4 Ny maso mianjonanjona* sy ny fo mirehareha no jiro manazava ny ratsy fanahy,Ary fahotana daholo izany.+