Levitikosy 19:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Tokony ho mizana marina sy vatomizana marina no ampiasainareo. Tokony hampiasa famarana* marina koa ianareo.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, izay nitondra anareo nivoaka avy tany Ejipta. Ohabolana 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Maharikoriko an’i Jehovah ny mizana mandainga,*Fa mahafaly azy kosa ny vatomizana marina.*+
36 Tokony ho mizana marina sy vatomizana marina no ampiasainareo. Tokony hampiasa famarana* marina koa ianareo.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, izay nitondra anareo nivoaka avy tany Ejipta.