Jakoba 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa rehefa misy olona mialona sy tia ady,* dia hisy korontana sy zava-dratsy isan-karazany koa.+