Ohabolana 27:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Natao ho an’ny volafotsy ny vilany fanadiovana metaly, ary ho an’ny volamena ny fatana fandrendrehana,+Dia hoatr’izany koa fa natao hitsapana ny olona* ny teny fiderana azy.
21 Natao ho an’ny volafotsy ny vilany fanadiovana metaly, ary ho an’ny volamena ny fatana fandrendrehana,+Dia hoatr’izany koa fa natao hitsapana ny olona* ny teny fiderana azy.