Mpitoriteny 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mahita tsara an’izay lalana halehany ny hendry,*+ fa mirenireny ao amin’ny maizina kosa ny adala.+ Lasa fantatro koa fa mitovy ihany ny hiafaran’izy rehetra.+
14 Mahita tsara an’izay lalana halehany ny hendry,*+ fa mirenireny ao amin’ny maizina kosa ny adala.+ Lasa fantatro koa fa mitovy ihany ny hiafaran’izy rehetra.+