Ohabolana 15:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Mampifaly ny rainy ny zanaka hendry,+Fa ny adala kosa manao tsinontsinona ny reniny.+