26 Dia izao no hitako: Mangidy noho ny fahafatesana ny vehivavy hoatran’ny harato famandrihana,* nefa koa ny fony toy ny harato tarihina, ary ny tanany toy ny gadra vy. Ny olona mampifaly an’ilay tena Andriamanitra no ho afaka hiala aminy,+ fa ny mpanota kosa azony.+