FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 3:7-9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Koa ankehitriny, Jehovah Andriamanitro ô, efa nataonao mpanjaka handimby an’i Davida raiko izaho mpanomponao, nefa izaho mbola kely* sady mbola tsy dia nahita fiainana.*+ 8 Ary ny mpanomponao no mitondra ny vahoaka nofidinao,+ dia olona maro be tsy voaisa sady tsy tambo isaina. 9 Mba omeo fo mankatò àry izaho mpanomponao mba hitsarako ny vahoakanao,+ sy hahaizako hanavaka ny tsara sy ny ratsy.+ Fa iza moa no mahay mitsara an’ireo vahoakanao be dia be* ireo?”

  • Ohabolana 9:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara