FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 19:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Trano sy harena no lova avy amin’ny ray,

      Fa vady malina kosa no fanomezana avy amin’i Jehovah.+

  • Mpitoriteny 9:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ankafizo ny fiainanao miaraka amin’ny vady malalanao,+ mandritra ny fiainana poakaty nomen’Andriamanitra anao etỳ ambanin’ny masoandro, mandritra ny androm-piainanao, izay tsisy dikany. Izany mantsy no valisoanao* eo amin’ny fiainana, sy valisoanao noho ny asa mafy isasaranao etỳ ambanin’ny masoandro.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara