Ohabolana 15:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aleo tsy dia manana firy nefa matahotra an’i Jehovah,+Toy izay manankarem-be nefa mitebiteby* lava.+ Jakoba 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Henoy izao, ry rahalahy malala: Tsy izay heverin’izao tontolo izao hoe mahantra ve no nofidin’Andriamanitra hanan-karena amin’ny finoana,+ sy ho mpandova an’ilay Fanjakana nampanantenainy an’izay tia azy?+
16 Aleo tsy dia manana firy nefa matahotra an’i Jehovah,+Toy izay manankarem-be nefa mitebiteby* lava.+
5 Henoy izao, ry rahalahy malala: Tsy izay heverin’izao tontolo izao hoe mahantra ve no nofidin’Andriamanitra hanan-karena amin’ny finoana,+ sy ho mpandova an’ilay Fanjakana nampanantenainy an’izay tia azy?+