Deoteronomia 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 dia aza avela hiavonavona* ny fonao+ ka hahatonga anao hanadino an’i Jehovah Andriamanitrao. Izy mantsy no nitondra anao nivoaka avy tany Ejipta, avy tany amin’ny toerana nanandevozana anao.+ Deoteronomia 8:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 sy nanome anao mana ho sakafonao+ tany an-tany efitra, dia mana tsy fantatry ny razambenao. Tiany hampianarina hanetry tena mantsy ianao+ sady tiany hotsapaina, mba handray soa any aoriana any.+ Hebreo 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Hebreo 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
14 dia aza avela hiavonavona* ny fonao+ ka hahatonga anao hanadino an’i Jehovah Andriamanitrao. Izy mantsy no nitondra anao nivoaka avy tany Ejipta, avy tany amin’ny toerana nanandevozana anao.+
16 sy nanome anao mana ho sakafonao+ tany an-tany efitra, dia mana tsy fantatry ny razambenao. Tiany hampianarina hanetry tena mantsy ianao+ sady tiany hotsapaina, mba handray soa any aoriana any.+