Ohabolana 10:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Milaza tenim-pahendrena ny molotry ny olona mahay mandinika,+Fa natao ho an’ny lamosin’ny tsy ampy saina* kosa ny tsorakazo.+ Ohabolana 26:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Natao ho an’ny soavaly ny karavasy, ho an’ny ampondra ny lamboridy,+Ary natao ho an’ny lamosin’ny tsisy saina ny tsorakazo.+
13 Milaza tenim-pahendrena ny molotry ny olona mahay mandinika,+Fa natao ho an’ny lamosin’ny tsy ampy saina* kosa ny tsorakazo.+
3 Natao ho an’ny soavaly ny karavasy, ho an’ny ampondra ny lamboridy,+Ary natao ho an’ny lamosin’ny tsisy saina ny tsorakazo.+