5 Ka miteny hoe: ‘Rahoviana vao ho tapitra ny fetin’ny tsinam-bolana+ mba hivarotanay varimbazaha,
Ary ny Sabata+ mba hahafahanay hivarotra varimbazaha indray?
Dia ho afaka hampiasa efaha kely kokoa
Sy sekely mavesatra kokoa izahay,
Dia tsy ho marina intsony ny mizana, ka ho afaka hanambaka izahay.+