Salamo 101:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Isa-maraina, dia hataoko tsy afa-miteny intsony* ny ratsy fanahy rehetra eto an-tany,Mba horinganina tsy ho ao an-tanànan’i Jehovah ny mpanao ratsy rehetra.+
8 Isa-maraina, dia hataoko tsy afa-miteny intsony* ny ratsy fanahy rehetra eto an-tany,Mba horinganina tsy ho ao an-tanànan’i Jehovah ny mpanao ratsy rehetra.+