FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 19:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Rehefa nandrava an’ireo tanàna teo amin’ny faritr’i Jordana ireo àry Andriamanitra, dia tsy hadinony i Abrahama, ka nentiny nivoaka avy tao amin’ireo tanàna noravany i Lota, tao amin’ny tanàna nipetrahany.+

  • Salamo 37:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Salamo 37:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ho ringana kosa ny ratsy fanahy;+

      Ho foana tahaka ny kijana maitso be ny fahavalon’i Jehovah;

      Tsy ho hita intsony toy ny setroka izy ireny.

  • 2 Petera 2:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 2 Petera 3:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Fa odian’izy ireo tsy hita hoe efa nisy hatry ny ela ny lanitra, ary nisy tany mafy tsara koa nipoitra avy tao anaty rano sady teo afovoan’ny rano, noho ny tenin’Andriamanitra.+ 6 Tamin’ny alalan’ireo no nandravana an’ilay tontolo nisy tamin’izany, rehefa safotry ny rano ny tany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara