Salamo 12:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Satria ampahorina ny olona mijalyAry misento ny mahantra,+Dia hitsangana aho ka hanao zavatra”, hoy i Jehovah. “Hovonjeko izy ireo mba tsy ho azon’izay manao tsinontsinona* azy.” Ohabolana 14:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Izay manambaka ny tsy manana dia manao tsinontsinona ny Mpanao azy,+Fa manome voninahitra Azy kosa izay mangoraka ny mahantra.+
5 “Satria ampahorina ny olona mijalyAry misento ny mahantra,+Dia hitsangana aho ka hanao zavatra”, hoy i Jehovah. “Hovonjeko izy ireo mba tsy ho azon’izay manao tsinontsinona* azy.”
31 Izay manambaka ny tsy manana dia manao tsinontsinona ny Mpanao azy,+Fa manome voninahitra Azy kosa izay mangoraka ny mahantra.+