1 Samoela 24:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 I Jehovah anie hitsara ahy sy ianao!+ Ary enga anie i Jehovah hamaly anao noho izay nataonao tamiko,+ fa ny tanako kosa tsy hamely anao!+ Salamo 12:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Satria ampahorina ny olona mijalyAry misento ny mahantra,+Dia hitsangana aho ka hanao zavatra”, hoy i Jehovah. “Hovonjeko izy ireo mba tsy ho azon’izay manao tsinontsinona* azy.”
12 I Jehovah anie hitsara ahy sy ianao!+ Ary enga anie i Jehovah hamaly anao noho izay nataonao tamiko,+ fa ny tanako kosa tsy hamely anao!+
5 “Satria ampahorina ny olona mijalyAry misento ny mahantra,+Dia hitsangana aho ka hanao zavatra”, hoy i Jehovah. “Hovonjeko izy ireo mba tsy ho azon’izay manao tsinontsinona* azy.”