-
Matio 7:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 “Aza omena ny alika ny zava-masina ary aza atsipy ho an’ny kisoa ny perla any aminareo,+ sao hohitsakitsahiny dia ianareo indray no hifoterany ka hoviravirainy.
-