-
Deoteronomia 19:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 “Rehefa azonao ny lovanao ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao ho fanananao, dia aza akisaka amin’izay efa nametrahan’ny razambenareo azy ny marika mamaritra ny tanin’ny namanao.+
-
-
Ohabolana 22:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Aza akisaka ny marika mamaritra ny tanin’olona,
Izay napetraky ny razambenareo taloha ela be.+
-