-
Genesisy 19:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Koa nampisotroin’izy mirahavavy divay ny rainy, tamin’iny alina iny. Dia niditra ny vavimatoa ka nanao firaisana tamin’ny rainy, nefa tsy fantatry ny rainy akory hoe natory teo aminy ilay zanany dia avy eo lasa.
-