-
Ohabolana 14:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Miezaka mitady fahendrena ny mpanesoeso fa tsy mahita,
Fa mora mahay kosa ny olona mahira-tsaina.+
-
-
1 Korintianina 2:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Ny olona araka ny nofo anefa dia tsy manaiky* an’izay zavatra avy amin’ny fanahin’Andriamanitra, satria hadalana izany aminy. Ary tsy afaka ny hahafantatra an’izany izy, satria ilaina ny fanahin’Andriamanitra rehefa mandinika an’izany.
-