-
Ohabolana 3:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Afantohy amin’izany* foana ny masonao, anaka.
Arovy ny fahendrena sy ny fahaiza-misaina,
-
Ohabolana 8:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Fahendrena no anarako, ary miara-mipetraka amin’ny fahamalinana aho.
Nahazo fahalalana aho sady lasa mahay misaina tsara.+
-
-
-