-
Salamo 137:3, 4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Fa tao no nangataka anay hihira ireo naka anay ho babo;+
Te hiala voly ireo naneso anay ka niteny hoe:
“Anaovy hira momba an’i Ziona izahay.”
4 Ataonay ahoana anefa no fihira ny hiran’i Jehovah
Any an-tanin’olona?
-