-
Jaona 5:44Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
44 Ahoana moa no hinoanareo, nefa ianareo aza mandray voninahitra avy aminareo samy ianareo ihany, fa tsy mba mitady ny voninahitra avy amin’ilay Andriamanitra tokana?+
-