-
1 Korintianina 3:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Aoka tsy hisy hamita-tena: Raha misy aminareo mihevi-tena ho hendry eto amin’izao tontolo izao,* dia aoka izy ho adala, mba ho lasa hendry.
-
-
1 Korintianina 8:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Raha misy mihevitra hoe mahafantatra zavatra iray, dia mbola tsy mahafantatra an’izany araka ny tokony hahafantarany azy izy.
-