-
Ohabolana 6:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Mandra-pahoviana ianao, ry ilay kamo, no mbola hatory?
Rahoviana ianao vao hifoha amin’ny torimasonao?
-
-
Ohabolana 19:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Mahatonga torimaso lalina ny hakamoana,
Ary ho noana ny olona malaina.+
-