FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 23:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Fa hahantra ny mamo lava sy ny tendan-kanina,+

      Ary hitafy voro-damba izay tia torimaso.

  • Lioka 15:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Rehefa afaka andro vitsivitsy, dia nangonin’ilay zandriny ny fananany rehetra, ary lasa nankany an-tany lavitra izy. Naditra be mihitsy* izy tany, ka lanilany foana ny fananany. 14 Rehefa laniny daholo ny fananany, dia nisy mosary mafy nanerana an’ilay tany ka lasa nahantra izy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara