FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 19:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Koa nisahotaka ny iray tanàna, ary indray nirohotra niditra tao an-kianja filalaovana tantara an-tsehatra izy rehetra. Dia notaritaritiny ho any koa i Gaio sy Aristarko,+ Makedonianina roa lahy niara-dia tamin’i Paoly.

  • Asan’ny Apostoly 19:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Nahavita nampangina ny vahoaka ihany ny ben’ny tanàna tamin’ny farany, ka hoy izy: “Ry Efesianina, iza tokoa moa no tsy mahalala hoe ny tanànan’ny Efesianina no mpiambina ny tempolin’i Artemisy lehibe sy ilay sary latsaka avy any an-danitra?

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara