FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 18:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia tezitra be i Saoly.+ Tsy tiany ilay hira ka hoy izy: ‘Ny an’i Davida nataony an’alinaliny, nefa ny ahy nataony an’arivoarivony. Ny fanjakana ihany sisa no tsy nomena azy!’+ 9 Dia niahiahy an’i Davida foana i Saoly nanomboka tamin’iny andro iny, ka hita tamin’ny fijeriny azy izany.

  • Jakoba 3:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Fa rehefa misy olona mialona sy tia ady,* dia hisy korontana sy zava-dratsy isan-karazany koa.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara