-
Jaona 7:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Tsy misy antony ankahalan’izao tontolo izao anareo. Izaho anefa halany, satria manaporofo hoe ratsy ny ataony.+
-
-
1 Jaona 3:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Aza gaga, ry rahalahy, raha halan’izao tontolo izao ianareo.+
-