FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 36:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Ny fandikan-dalàna no mandrisika ny fon’ny ratsy fanahy;

      Tsy hitany izay antony tokony hatahorana an’Andriamanitra.+

       2 Fa mandoka tena loatra izy,

      Dia tsy tsapany ny fahadisoany, ka tsy ankahalainy.+

  • Isaia 65:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Hoy izy ireo: ‘Mijanòna eny, fa aza manatona ahy!

      Fa masina noho ianao aho.’*

      Setroka eo am-bavoroko anefa ireny, sady afo mirehitra tontolo andro.

  • 1 Jaona 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Raha miteny isika hoe: “Tsy mpanota isika”, dia mamita-tena+ sady tsy ao am-pontsika ny fahamarinana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara