-
Genesisy 16:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Dia hoy i Saray tamin’i Abrama: “Ianao ihany no nahatonga an’izao fijaliako izao! Izaho no nanome ny mpanompovaviko ho eo an-tratranao, nefa rehefa fantany fa bevohoka izy, dia nambanimbaniny aho. Aleo i Jehovah no hitsara hoe iza no diso, izaho sa ianao!”
-