-
Levitikosy 11:29, 30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 “‘Ireto avy ny biby mifanaretsaka ambonin’ny tany izay maloto aminareo: Ny voalavo mpihady tany, ny totozy,+ ny karazana androngo rehetra, 30 ny katsatsaka, ny androngobe, ny androngon-drano, ny androngom-pasika, ary ny tanalahy.
-