Mpitsara 11:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Rehefa nahita azy i Jefta, dia nandrovitra ny akanjony sady nilaza hoe: “Indrisy, ry zanako vavy! Malahelo be ny foko* satria ianao indray ity no noroahiko. Fa efa nivoady* tamin’i Jehovah aho, ka tsy afaka mivadika amin’ny teniko.”+
35 Rehefa nahita azy i Jefta, dia nandrovitra ny akanjony sady nilaza hoe: “Indrisy, ry zanako vavy! Malahelo be ny foko* satria ianao indray ity no noroahiko. Fa efa nivoady* tamin’i Jehovah aho, ka tsy afaka mivadika amin’ny teniko.”+