FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 127:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 127 Raha tsy i Jehovah no manao ny trano,

      Dia ho very maina ny asa mafy ataon’ny mpanorina azy.+

      Ary raha tsy i Jehovah no miambina ny tanàna,+

      Dia ho very maina ny fiaretan-torin’ny mpiambina.

  • Hagay 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary nataoko maina ny taninareo sy ny tendrombohitra, ka lasa tsy nisy ny varimbazaha sy ny divay vaovao ary ny menaka. Lasa tsy nisy koa ny vokatry ny tany. Dia nijaly ianareo sy ny biby fiompy, ary very maina fotsiny ny asa mafy nataonareo.’”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara