Matio 16:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary inona tokoa moa no soa ho azon’ny olona raha azony izao tontolo izao nefa afoiny ny ainy?+ Sa inona no homen’ny olona ho takalon’ny ainy?+ Jaona 6:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
26 Ary inona tokoa moa no soa ho azon’ny olona raha azony izao tontolo izao nefa afoiny ny ainy?+ Sa inona no homen’ny olona ho takalon’ny ainy?+