Mpitoriteny 4:2, 3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Amiko dia sambatra ny olona efa maty, raha oharina amin’izay mbola velona.+ 3 Mbola sambatra noho ireo anefa izay mbola tsy teraka,+ satria tsy mahita ny zava-dratsy mitranga etỳ ambanin’ny masoandro.+
2 Amiko dia sambatra ny olona efa maty, raha oharina amin’izay mbola velona.+ 3 Mbola sambatra noho ireo anefa izay mbola tsy teraka,+ satria tsy mahita ny zava-dratsy mitranga etỳ ambanin’ny masoandro.+