-
Isaia 56:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Dia homeko tsangambato sy anarana ao an-tranoko sy ao anatin’ny mandako.
Zavatra tsara kokoa noho ny zanakalahy sy zanakavavy izany.
Anarana maharitra mandrakizay no homeko azy,
Dia anarana tsy hofoanana mihitsy.
-
-
Lioka 10:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Na izany aza, dia aza mifaly satria hoe lasa manaiky anareo ny fanahy, fa mifalia kosa satria voasoratra any an-danitra ny anaranareo.”+
-