-
1 Samoela 25:36Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
36 Dia niverina tany amin’i Nabala i Abigaila. Nanao fanasambe tao an-tranony, hoatran’ny fanaon’ny mpanjaka, i Nabala tamin’izay. Falifaly izy* sady mamo be. Tsy nilaza na inona na inona taminy àry i Abigaila, mandra-paharainan’ny andro.
-